Nakalazaina ny 26/08/2018 teto amin'ny UMMI Madagasacar ny fanokafana ny herinandron'ny GHADIR, koa dia tonga maro ireo mpino namaly ny antso sy nanome voninahitra ny maha lehibe ny mpitarika an'I Imam Ali (as)...plus de détais ...
Ny Alarobia 22/08/2018 no nanatontosa ny Soalat Eid Al Adha 2018 teto amin'ny Foibe UMMI ny mikambana ato anatiny sy izay rehetra nasaina, ary nofarana tamin'ny fizarana nofon-kena mitam-pihavanana izany....plus de détais ...
Nomena lanja ireo Beantitra mpikambana ato amin'ny UMMI MADAGASCAR, ka nozaraina Iftar manokana izy ireo mba nandritra ny Volana Masina Ramadan 1439H//2018....plus de détais ...